Ny votary ny fahaverezan'ny baby any Afrika Afovoany
Inona no votary ny fahaverezan'ny biby fahalalahana bomba ny fifandraisana eo amon'ny Java-boary amin'ny? Mampiasa tambajotra ekolojika sy ny fanombanana ary ny fanfadihadiana botanika aho mba manao fikarohana momba ny 1) vokatry ny fahacerezan'ny biby amin'ny karbônina (biomasse), 2) vokatry ny tse fahafenoana ny santionana, 3) fifanindriana ara-tsakafo amin'ny biby samihafa, ary 4) lamy ara-ieografikan'ny karbônina.
Mpiara-miasa: John Poulsen, Jennifer Kampe, Vincent Medjibe, Lee White, David Duncan, Halina Malinowski, Ankita Gupta |
Fanaparitahan'ny voa amin'ny alalan'ny varika
Inona ny vokatry ny fanaparitahan'ny voa amin'ny alalan'ny varika amin'ny fitsiriana ny nava-maniry? Manao ahoana fiantraikan'izany amin'ny toetra mampiavaka ny nava-maniry sy ny Marika? Manao fikarohana bomba ny vokatry ny fahaverezan'ny varika amin'ny fitomboana ny zava-maniry aho. Miara miaraka amin'ny varika amin'ny Duke Lemur Center sy anatin'ny ala aho. Mandrfy ny vokatry sy ny fanaparitahan'ny voa amin'ny alalan'ny varika amin'ny fitomboan'ny zava-maniry aho, Mamakafaka ny vokatry ny toetra mampiavaka ny nava-maniry sy ny Marika. Miara any amin'ny COMATSA any amin'ny faritanin'ny SAVA Madahasikara amin'ny mipara-miasa ao amin'ny Duke Lemur Center SAVA Conservation Program sy ny vondron'olona ifotony.
Mpiara-miasa: John Poulsen, James Herrera, Edgar Rabevao, Edouard Mahazandry, Zico Zandry, Telessy Feno, Jeantauné Njakandrina, Jeremia Andrianajaona, Eric Jean Tsilanizara, Jean Ranohianasy, Jean Tiamanana, William Ramalanjaona, George Raveloson, Emerancine, Raharizafinirina Mamy Omega, Dedriek Whitaker, Allie Monahan, Borna Zareiesafandabadi |
Tambajotra ekolojikan’ny xava-maniry sy ny varika
Manao ahoana fiantraikan’ny fikorontanana ateraky ny olona amin’ny firafitry ny tambajotra ekolojika (fanaparitahana voa, fihazana voa, fihinanana ravina)? Manao fikarohana momba ny fiantraikan’ny karazana ala (izay famantarana ny fikorontanana) sy ny fahaverezan’ny varika (izay vokatry by fikorontanana) amin’ny firafitry ny tambajotra ekolojika any amin’ny COMATSA aho. Manambatra karazana fahalalana samihafa aho mba ampahafantarana ny fiantraikan’ny karazana ala sy ny fihenan'ny isan'ny varika amin’ny firafitry ny tambajotra ekolojika. Mamantatra ny andraikitry ny karazana hazo sy ny varika amin'ny tambajotra ekolojika ary manombatombana ireo toetra mampiavaka izay misy fiantraikany amin'ireo andraikitra ireo.
Mpiara-miasa: John Poulsen, James Herrera, Edgar Rabevao, Edouard Mahazandry, Zico Zandry, Telessy Feno, Jeantauné Njakandrina, Jeremia Andrianajaona, Eric Jean Tsilanizara, Jean Ranohianasy, Jean Tiamanana, William Ramalanjaona, George Raveloson, Emerancine, Raharizafinirina Mamy Omega, Candidier Dimbiarijaonina, Marie Rolande Soa, Roméo Bezaralahy |
Fizarana ny varika
Inona no vokatry ny fikorontanan'ny toeram-ponenana eo amin'ny toerana onenan'ny varika? Manombana ny vokatry ny fikorontanan'ny toeram-ponenany amin'ny fizarana ny varika ao amin'ny COMATSA aho amin'ny fampiasana fanadihadiana eny an-kianja, antontan'isa ary GIS.
Mpiara-miasa: James Herrera, Edgar Rabevao, Elise Boos, Tristan Frappier-Brinton, Zico Zandry, Telessy Feno, Jeantauné Njakandrina, Eric Jean Tsilanizara, Jean Ranohianasy, Jean Tiamanana, George Raveloson, Emerancine, Raharizafinirina Mamy Omega |
Ny ala sy ny fahasalaman'ny olombelona
Inona no ifandraisan'ny fahasalaman'ny olombelona sy ny rafitry ny ala? I research the relationships between human and forest health in Manombo Special Reserve, Madagascar, with Health in Harmony, Missouri Botanical Gardens, and other colleagues. Manadihady sy manara-maso ireo hazo ao amin'ny faritra arovana izahay, ary miara-miasa amin'ny tetikasa hafa mifandraika amin'izany.
Mpiara-miasa: John Poulsen, Christopher Golden, Sedraniaina Rasolomihaja, Sandratra Andrianarivelo, Richard Randrianaivo, Laurent Raveloson, Nina Finley, Elise Paietta, Rachel Johnston, Eric Baitchman |